Dikan'ny teny : mangehy

Hampiditra dikany vaovao
1 (gehy) mt. p. (mangeheza): Mifehy mafy, manery, mitazona, mangeboka. ΒΆ M.h.: Mangaika, mangia, mangeja, mamia, mamehy, mamatotra, mamihina, manohona, mambeda, mibeda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel