Dikan'ny teny : mangirana

Hampiditra dikany vaovao
1 Mangirangirana (hirana) p. t.: Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka, ? Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany hi. raronao izany. ? Mora kokoa, misy hihoriranana, - F.-p,: Tsy mahita mangirana: enti-milaza olona tsy manam-pahalalana na dia bitika kely akory aza, amin' ny zavatra iray. / Mangirana ny andro, mangiran.dratsy: fotoana vao maraina koa ahitana mazava kely eny amin' ny lanitra. / Mangirangirana ny trano: misy hirika na loaka amin'ny rindrina na amin' ny tafontrano. / Misy man. girana kely: misy mazava kely hita, misy hevitra mety ho tsara hita. / Tsy hita mangirana: tsy misy hazavana ma. ninteraka amin'ny hixika, • h.o.: Tsisy hevitra. ) Tsy mahita mangirana: tsy mahay na inona na inona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel