Dikan'ny teny : mangirifiry

Hampiditra dikany vaovao
1 (hirifiry) p.t.: Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io. 1 Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel