Dikan'ny teny : mangirika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hirika) tilt p. (man_ girifa): Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina. 1 Mitady hahalala, mangaroka: Nanglrika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho. ? Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy ity trano ity tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel