Dikan'ny teny : mangitakitaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitakitaka) mt. s. (mangitakitaha): Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho. • Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory axa, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel