Dikan'ny teny : mangitikitika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitikitika) mt. p. (mangitikitiha): Mitovy amin'ny hoe manitikitika ihany fa tsy fampiasa afatsy amin'ny hevitra ihany: Misy fanontaniana mangitikitika ny saiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel