Dikan'ny teny : mangopeta

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mangopetaka (hopetaka) P.t.: Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony sitrana ilay fera dia nisy takopery nangopetaka nanarona azy. / Mangopetaka amin'ny rindrina ny rihi. tra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel