Dikan'ny teny : mangoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 Mangorakoraka (horaka) mt. P. (mangoroha): Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy to, ΒΆ M.h,: Antra, malahelo, mitsetra, mana-na tse-po, ngoaina, mangora-po, mitse-po, onena, ongena. Ahitsio
2 (horaka) p.t.: Me-na mivaivay, mangatrakatraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel