Dikan'ny teny : mangoratsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (horatsako)p.t.: Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana — Mavamavana na tany lanjadiany — Indro kosa fa ny foko miantsinanana — Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel