Dikan'ny teny : mangorintsina

Hampiditra dikany vaovao
1 (horintsina) p. t,: Manaikitra izaitsizy hatrany amin'ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany, / Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan'ny oarauarana, 1 Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin'ny kiakiakan'ireo ankizy ireo fa roahy any ireo, ΒΆ M.h.: Manglntsina, migina, mikiririoka, 1 Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan'ireo fiarakodia anankiroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel