Dikan'ny teny : mangorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (horona) mangorb. na): Manodina hivoromborona: Mangorona tady, / Mampirina , mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba. 1 Ma-ka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy. 1 Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel