Dikan'ny teny : mangorovitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (vitsika) mt.s.: Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin'ny fanambonin'ny rano efa manomboka hafana. 1 Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ires): Efa mangotraka ue ny raujmboafotsy, anaka? — Vao mangorouitsika, ry Da-da. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel