Dikan'ny teny : mangotraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hotraka) p, t.: Enti-milaza rano na zavatra ha-fa hafanaina ka efa matants be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso, ΒΆ M. h.: Mandevy. / tao,: 1) Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa. 2) Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay. 3) Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kllalaonay tany an-tsaha. 4) Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotrakd izao ny flompiana kisoa. 5) Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka lzao ny fisavankaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel