Dikan'ny teny : mangotsoka

Hampiditra dikany vaovao
1 Mangotsokotsoka p.t.: Manaintaina any anatY; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany! / h,o,: Diso fanantenana ka tsaroan'ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel