Dikan'ny teny : mangovitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hovitra) mt. s. (mangovita): Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nan. govitra lzy amin'ilay didimananjara keliny ambony lohalika. 1 Matahotra izaltsizy: Nangouitra aho raha vao nahare ny feon'llay biby. ΒΆ M.h.: Mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihenavelona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel