Dikan'ny teny : manidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (idina) mt, p. (manidina): Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaepy. 1 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolo. sy. Ahitsio
2 (sidina) mt. s. (manidtna): Mihetsika na mihantona eny amin'ny rivotra amin'ny aialan'ny elatra: Manidina ambony ny papango. 1 Mandeha eny amin'ny habakabaka: Nahita aroplanina nanidina aho tamjn'ny 7 ora teo ho eo, 1 Mihantona, mivoivoy eny amin'ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiauana io fa manidina ny uouoka, / Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly. 1 Enti-milaza olona — indrindra ny vehivavy — mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tououauy fatra-panidina Io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel