Dikan'ny teny : manidy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hidy) mt, p. (manidia): Manao izay tsy hahafahan'ny varavarana, vavahady, hidin-drano,., mivoha: Nanidy varavarana tamin'ny karetsaka tzy dia lasa natory. 1 Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy are. tf-mifindra, hono, any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel