Dikan'ny teny : manifika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hifika) mt, p. (manifiha): Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana lzy ka lena ny tarehiko, • Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel