Dikan'ny teny : manifotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hifotra) mt. p,: Mameno; manentsina, manampina, Ahitsio
2 p. t,: ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany. 1 h,o,: Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel