Dikan'ny teny : manilika

Hampiditra dikany vaovao
1 (ilika) mt, p. (maniliha): Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? 1 Mamindm: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan'ny terza amln' ny hafa, 1 Manesotra tsy ho isany: Ny tenan'ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan'ny fikambanana - Ohab.: Tain'angely ka sa« my manilika ny eo am-baraoarany: enti-milaza fa tsy maintsy samy manala ny misakantsakana ny fiainanY,na manao ny adidiny tandrify ny tenanY, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel