Dikan'ny teny : manimba

Hampiditra dikany vaovao
1 (simba) mt. p. (ma. nimbd): Manisy fahavoazana: Manimba ny uoninkazo ny riuotra, / Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana. 1 Mahatonga tsy ho tian'ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaouinao ahy lzany, 1 Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan'ny raharahantsika ny fijanonan'io olona io eto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel