Dikan'ny teny : maninakinaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hinakinaka) mt, P. (maninakinaha): Mikapoka mafy dia mafy. ΒΆ M.h.: Mametsapetsa, manavokavoka, manontatonta mandarodaroka, mandabodaboka, mamangovango, manjezika, manao vely kary, ma. nao vely kitay, manao kapotandrimo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel