Dikan'ny teny : manindrona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindrona) mt, p, (manindroma): Mandoaka na mamely amin'ny lohanjava-maranitra, manilo: Ma_ nindrona ny paingotra, / Manatrobaka amin'ny fanjaitra loaka misy fidiran'ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel