Dikan'ny teny : manindry

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindry) mt, p. (ma. nindria): Manery zavatra avy ambony amin'ny lanjan'ny tena: Manindry fanoitra. 1 Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin'ny boky. 1 Manampy: Manindria ariary fo. Io ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel