Dikan'ny teny : maningana

Hampiditra dikany vaovao
1 (singana) mt, p, sy mt. s, (maningdna): Manavaka, manova singana, 1 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin'ny mpianatra rehetra Isambilo, * Tsy mitovy amin'ny rehetra: Matetika amin'ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin'ny fianarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel