Dikan'ny teny : maninganga

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manatsinganga (tsinganga) mt. p. (maningangà, manatsingangà): Manainga ny ilany iray: Manatsinganga ny tongony Ibalita rehefa mandeha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel