Dikan'ny teny : maningotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (singotra) mt, P. (maningora): Maka, misambotra amin'ny tady vavararana: Maningotra omby, 1 Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? 1 Mamandrika amin'ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel