Dikan'ny teny : maninona

Hampiditra dikany vaovao
1 (inona) mt, s,: Manao inona: Maninona eto ianao? 1 Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel