Dikan'ny teny : manintsana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hintsana) mt. P. (manintsdna): Mandraraka amin'ny alalan'ny fanetsiketsehana: Manintsam.parasy eto io alika io fa roahy any, 1 Manetsiketsika mba hifatratra kokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny ma_ nintsana ny famarana rehefa mividy vary, / Manasivana: Manintsana fasika ny mpan. dalotra. 1 (f.t,m,) Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana. 1 mt, s.: Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina, / Vorona efa nanintsana io, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel