Dikan'ny teny : maniny

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiny) mt. P. (mani. nia): Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka ueliuely haniny ahy amin'izany ianao, 1 Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako. Ahitsio
2 (tsiny) mt, p, (maninia): Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel