Dikan'ny teny : manioka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sioka) Entimilaza rivotra mitsoka kely. 1 Enti-milaza ny nify mararirary kely toy ny nisy rivotra tafiditra any anatiny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel