Dikan'ny teny : manipaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipaka) mt, p, (ma. nipdha): Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao. 1 Manosika amin'nY tongotra: Aza mani-Paka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-mararY. / Manda, tsy manaiky: Manipaka n? heuitry ny maro Rabe, ka osa Izay hanjd azy! / Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zona. ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel