Dikan'ny teny : maniraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (iraka) mt, P. (maniraha): Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io uaouao lehibe io aho. 1 Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no' naniraka anao, 1 Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny sa fo-drano, * Ohab.: Maniraka andriana mahabotrabotra, andrian-tsy irahina tsy iaraha-monina: fitenenana entina hiangaviana olona zoky na ambony noho ny tena hanao zavatra ho an'ny tena, na iraka izany na asa hafa, / Ny faho. riana mahazaka maniraka: ny tsy fisiana tsy mamela hipetrapetraka fa mandefa ny tena foana hitady izay mahasoa hatraiza hatraiza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel