Dikan'ny teny : manirano
Hampiditra dikany hafa
a. sady p.t.: Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin'ny tenan'ny olombelona, ao amin'ny faritra iray, indrindra ny kibo, ny rànio, ans, ka mahatonga an' ireo hibontana be.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha