Dikan'ny teny : manirina

Hampiditra dikany vaovao
1 (irina) mt, p,: Manakimpy ny mason'ny olona ho faty na efa maty. * Ohab.: Nandrasan-kanirina vao nampivandravandra: enti-milaza olona nantenain-kanasoa na hanamboatra toejavatra nefa vao mainka koa nanimba, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel