Dikan'ny teny : maniry

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiry) mt, a, (maniria): Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry saha¢y ilay namboleko, / Maniry ny volombauako, / Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin'ny lohataona, / Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian'asa amin'izao andro ixao, Ahitsio
2 (iry) mt, p, (maniria): Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an'io toerana io mafy Rakoto. / Maniry ny ho sakaizanao izy. 1.Mitsiriritra: Aza maniry fananan'olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy faha folo, * Ohab.: Maniry manitra o. hatra ny alika miambozonkoditra: maniry hahazo zavatra mahafinaritra izay eo akaikfn'ny tena lalandava, nefa tsy ho azo na oviana na oviana, ¶ M,h,: Mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, — Maniry, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mrtelin-drora, milela-tanna, mitomany, mibidibidy, Ma_ niry, mirary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel