Dikan'ny teny : manisa

Hampiditra dikany vaovao
1 (sisa) mt, p, (manisà): Mamela sisa: Tsy nanisa ua. ry ho ahy lahy ny zokiko! 1 Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny uoasariko tala fo. totra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho, Ahitsio
2 (isa) mt, p, (manisd): Milaza ny fitohizan'ny isa: Efa mahay manisa ny zona_ ko. 1 Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpia. natra tonga ny mpampiana. tra, * Ohab.: Manisa be tsy ho an'ny tena ohatra ny vady tokantranomason'ny mpanankarena: enti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin'ny zavatra na fana-nana eo am-pelatanany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel