Dikan'ny teny : manisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hisatra) mt, p, (ma. nisara): Manakisaka na manakorisa mitsitapitapy; manosika no sady manozongozona, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel