Dikan'ny teny : manisika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sisika) mt, p, (manisiha): Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery, 1 Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay man. drakariva amin'ny resany rangahy io. 1 Manampy, ma. nosoka: Voatery hanisika{a. kelaka enina amin'ny boky ianao raha hanampy an'io toko iray vaouao to, 1 Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisY hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel