Dikan'ny teny : manitatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (itatra) mt, p, (manitara): Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fa nitombo ny zanaka aman-jafiny, / Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io, 1 Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny uakiteny, 1 Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin'ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln'ny gazety fa ualo; loza ny gazety sasany raha hanitatra, ΒΆ M.h,: Matavy filaza, manao tera-bao filaza, manao filazan-dRamitraho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel