Dikan'ny teny : manitikitika

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitika) rat. P. manitikitiha): Mikasikasika (olona) amin'ny faritra ma. hatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin'ny ahitra fa manitikitika ny -faladiako, ? Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba ha_ hazoany iny akanjo iny ka nomeko. 1 Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny salko, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel