Dikan'ny teny : manitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitsaka) mt. p. (manitsaha): Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra, 1 Mandeha na mandia eo ambonY: Raha uao nanitsaka ny tany naha_ latsahan'ny tauoniny izy dia latsa-dranomaso. 1 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny uoninahitro iny Rangahy iny! - F,-p,: Manitsaka atok'olona: miavona sy mirehareha amin'olona, j Manitsakitsaha na manitsakitsa.bady: tsy manaja ny vady fa mandeha amin'olon-kafa, / Mifanitsadoha: teny enti-milaza ny vary avy nojinjaina, izay apetraka mifanindry ny lohany sy ny tahony, / Mifanitsaka efitra: toe-trano izay tsy misy lalantsara ka voatery miditra amin'ny efitra iray raha te hankao amin'ny efitra ilany. / Mifanitsa-kitro: entimilaza olona vory be dia be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel