Dikan'ny teny : manitsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitsy) mt, s. (manitsia): Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy, 1 Mihatraamy, mlkendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naha_ ritra izy namaly, ? Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana mari-na: Izaho no manitsy ny lahateniny, / Tokony hanitsy ny fltondran.tenanao lanao, * Ohgb,: Rafotsibe kendam_ bomanga ha any an-tenda manitsy azy: enti-milaza izay mahatsiaro tena ho diso ka manitsy izany amin'ny fomba mangina. ΒΆ M,h,: Tsy mivilivily, mandeha toratady, manavatsava, manao hitsin-dalana, manapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel