Dikan'ny teny : manivaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Manivakivaka (ivaha, ivakivaka) mt. s, (mani. uakivaha): Mandalo eo afovoany: Tsy hita Intsony ny hamenarako nanivaka teto afouoan'ny olona, 1 Miala amin'ny lalambe ka mandeha amin'ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanipaka no tsy hitanay akory? 1 h.o,: Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira, ?Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa manda-Io (mt, p,). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel