Dikan'ny teny : manivoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hivoka) nit- P. (ma. nivoha): Mamatratra, marne-no olona (ny trano), Ahitsio
2 na Manaivoka (aivo. ka) mt, p,: Fampiasan'ny Betsileo ary mitovy hevitra amin'ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola maniuoka ny kilon. gampela, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel