Dikan'ny teny : manjahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zahana) p.t.: Entimilaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody na. latsany, 1 Diso fanantenana, mangaihay (fiteny koa ny hoe "manjahatra" amin'ity hevitra faharoa ity): Nanjahana na nanjahatra foana tao Ibalita nony latsaka tao am. pantsakana ilay vola ariary efatra uao nomen-dreniny azy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel