Dikan'ny teny : manjaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit,-p,) mt, s,: Entimilaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro — na midaboka mandry — ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel