Dikan'ny teny : manjanjana

Hampiditra dikany vaovao
1 (janjana) mt, s : Mikapa ka tapaka tsy misy mitazona na kely aza izay notapahina, Ahitsio
2 (janjana) mt, P. (manjarydna): Manisy, mamely mafy, manao zavatra ho vita tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel