Dikan'ny teny : manjavona

Hampiditra dikany vaovao
1 (zavona) p,t; Entimilaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny an_ dro) aninaraina, ? Entimiiaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsars fa manjavozavo: Manjauona no fahitako iry trano iry, 1 Mandositra na tsy hita foana tao: Nan_ jauona foana teo ilay mpangalatra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel