Dikan'ny teny : manjavozavo

Hampiditra dikany vaovao
1 (zavozauo) p.t.: Maizimaizina, somambisamby: Manjauozauo izany andro izany, 1 Tsy mahita tsara: Angaha manjauozauo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io? ? Tsy mazava tsars: Manjauozauo ny fijeriko an'ir? trano ir?. ? Tsy hita miavaka tsars, mifangaroharo: Manjauozauo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel